|
|
|
|

Teny iditra 1  malahelo
Fototeny  2 alahelo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manina, manembona: Malahelo foana an-janany lasa any lavitra Rasoa
9 Ory noho ny: Malahelo ny ombiny very izy
10 Manenina: Malahelo aho faniteny azy mafy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to have pensive feelings like those produced by plaintive music or singing; to be poor; to be poverty sticken; to be bereaved; to be depressed in spirit, to feel sorrowful; to grieve for, to long after. [1.2]
12 sad, afflicted; poor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 triste; affligé; pauvre [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe malahelo
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21