|
|
|
|

Teny iditra 1  malala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 tiana amin' ny fo tokoa: Manina ny olomalala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 beloved, esteemed [1.2, 1.7]
7 revered [1.2]
8 beloved one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 chéri [1.3, 1.8]
10 aimé, ami de coeur [1.3]
11 bien aimé [1.8]
Ohatra  12  Matokia, ry Ikemba malala, hoy izy. [2.499#16]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe malala
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21