|
|
|
|

Teny iditra 1  malefaka
Fototeny  2 lefaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
9 Malemilemy: Feo malefaka
10 Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
11 Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 pliant, supple; easy going, gentle
13 not too strong (of beverages) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 souple; calme
15 pas trop fort (se dit des boissons) [1.8]
Ohatra  16  hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69#215]
17  hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529#105]
18  Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5#111]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how malefaka
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 falamake, malefaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21