Teny iditra |
lefaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [1.1]
|
| [Sihanaka]
adaladala
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [1.3]
|
Ohatra | nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va?
[2.69]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lefaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Halefolefo, tsy fihenjanana. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|