| Teny iditra (1/3) | 1 maloka |
| Fototeny | 2 aloka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka
7 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 cloudy, dark, overshadowed, lowering.
[1.2] 9 cloudy, somber [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 nuageux, sombre
[1.3, 1.8] 11 ombragé [1.3] |
| Ohatra |
12 maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499#115]
13 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472#203] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe maloka |
| Teny iditra (2/3) | 15 maloka |
| Sokajin-teny | 16 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [Sihanaka] mbola, aloha
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 18 Maloka |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Malluch
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Malluk
[2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23 Toko sy andininy momba Maloka |
| Fivaditsoratra | 24 kalamo, 25 lakamo, 26 lamako, 27 lamoka, lamòka, 28 malako, maloka, Maloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|