Teny iditra |
maloka
(aloka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2]
|
| Cloudy, somber [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nuageux, sombre [1.3, 1.8]
|
| Ombragé [1.3]
|
Ohatra |
1 | Maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499]
|
2 | Maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao.
[2.472]
|
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
maloka
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mbola, aloha [1.78]
|
|
Teny iditra |
Maloka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Malluch [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Malluk [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|