Teny iditra malotoloto (lotoloto (loto))
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fanagasiana ~ fehy ~ fisotisoty ~ ikakilaysyifaralahy ~ maintyngerona ~ mavo ~ misotisoty
Ohatra 
1Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332]
2Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! [2.324]
3Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : malotoloto
Ny lasa : nalotoloto
Ny hoavy : halotoloto

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20