|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamadika
Fototeny  2 vadika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra
9 Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy
10 Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy
11 Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 mettre à l'envers [1.3, 1.8]
14 trahir [1.3, 1.8]
15 tourner, chavirer
16 changer les morts de tombeau [1.3]
17 tourner sur l'autre côté
18 "retourner" les ossements des ancêtres [1.8]
Ohatra  19  Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko! [2.508#409]
20  Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470#87]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe mamadika

Teny iditra (2/2) 22  mamadika
Fototeny  23 vadika
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25 [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [1.1]
Voambolana  26  Toe-karena: fiompiana
Tsanganana sy sary iray takila  27  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 
28 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19