|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mamahatra
Fototeny  2 fahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
9 Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3]
Ohatra  12  Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany. [1.257#]

Teny iditra (2/3) 13  mamahatra
Fototeny  14 vahatra
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  20 Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1]

Teny iditra (3/3) 21  mamahatra
Fototeny  22 vahatra
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  24 [Provincial] to begin to colonize [1.2#721]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19