|
|
|
|

Teny iditra 1  mamahoaka
Fototeny  2 vahoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo
8 Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande [1.3]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21