Teny iditra | mamaky betroka | |
Singan-teny | mamaky ; betroka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahafolaka ny avonavon' ny olona iray Mampangaihay, mahakepoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Confondre, mettre à découvert le faux, le mal [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |