|
|
|
|

Teny iditra 1  mamandravandra
Fototeny  2 vandravandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manokatra be ny maso; mijery amin' ny maso feno hatezerana na fandrahonana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19