Teny iditra | vandravandra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fifantohan' ny maso mafy eo am-pijerena misoritra hatezerana lehibe. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A stare; a look of anger [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Regard fixe, hagard [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Regard perçant, courroucé, fier, farouche [1.3] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |