|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamanga
Fototeny  2 vanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mividy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 faire du commerce. Ce mot n'est usité que dans l'expression manan-tsi-mamanga [1.3]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamanga

Teny iditra (2/2) 10  mamanga
Fototeny  11 famanga
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Tanosy] mandeha [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19