Teny iditra manan-tsy mamanga
Singan-teny manana ; tsy ; mamanga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahazo fotsiny tsy mividy, mahazo zavatra maimaimpoana, tsy mividy vola [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Obtenir gratis, sans travail, comme en don ou en héritage [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01