| Teny iditra | 1 mamangovango |
| Fototeny | 2 vangovango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Manao zavatra amin' ny ankapobeny fotsiny
[1.1] 8 manomboka asa iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ébaucher
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|