|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vangovango
Fototeny  2 vango
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fanaovan-javatra amin' ny ankapobeny fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de dégrossir, d'ébaucher, de préparer grossièrement [1.3]
9 ébauche [1.13]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vangovango

Teny iditra (2/2) 11  vangovango
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antambahoaka] habantanana [1.78]
14 [Sihanaka] fehin-tanana, traba [1.78]
15 [Tanosy] ravaka mamehy tanana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  16 bracelet, anneau [1.13]

Fivaditsoratra  vangovango, 17 vongavonga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20