|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamantana
Fototeny  2 vantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ
9 Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika
10 Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamantana

Teny iditra (2/2) 12  mamantàna
Fototeny  13 vantana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamantana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamantana, mamantàna, 15 manamanta

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21