|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamany
Fototeny  2 amany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pass urine. [1.2]
10 to urinate (vulgar) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 uriner [1.3#25]
12 uriner (vulgaire) [1.8]
Voambolana  13  Fahasalamana 14  Haiaina
Sary 
15 

Teny iditra (2/2) 16  mamany
Sokajin-teny  17  endritenin' ny hoe mama
Ohatra  18  Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy! [2.270#]
19  Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany. [2.649#]

Fivaditsoratra  mamany, 20 mamina, 21 manamy, 22 manima, manimà, 23 mimaña, 24 minama

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19