|
|
|
|

Teny iditra 1  mamaritra
Fototeny  2 faritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly
9 Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2]
Ohatra  11  Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320#]
12  Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamaritra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mamaratry, mamaritra, 16 mamiratra, 17 miramatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21