Teny iditra |
mamba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tandroy]
Voay ngeza [1.78]
|
| Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A crocodile (a Bantu word) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Crocodile (mot bantou) [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve?
[2.5]
|
2 | mikaretsaka ny mamba tsy mahita
[2.131]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny nalaina |
Ohabolana |
Sary |
|
|
Teny iditra |
mamba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona goavambe Olona be tenda, be kibo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des colosses et des goinfres [2.415]
|
|
Teny iditra |
Mamba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Affluent de l' Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo
[3.1]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina |
|