|
|
|
|

Teny iditra1  mamba miandry
Singan-teny  2  mamba, miandry
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny loza efa manao andry maso
ilazana koa ny mpiandry ny hafa amin' ny antsojay
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#6760] Caïman au guet. Se disait de quelqu' un qui épie et attend une occasion.
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mamba miandry io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07