|
|
|
|

Teny iditra 1  mambitsika
Fototeny  2 bitsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04