Teny iditra |
bitsika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [1.2]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
bitsika
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Kely dia kely, pitiny kely [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as bitika,
boritika, etc.
[1.2]
|
|
Teny iditra |
-bitsika
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vitsika
|
Ohatra |
1 | Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika
[1.357]
|
2 | Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy
[2.445]
|
|
|