| Teny iditra | 1 mamboatra |
| Fototeny | 2 voatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao, manome endrika: Mamboatra trano
9 Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro 10 Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay [1.1] |
| Tovy hevitra | 11 manamboatra |
| Fivaditsoratra | mamboatra, 12 marambato |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|