|
|
|
|

Teny iditra 1  manamboatra
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao, manome endrika: Manamboatra trano
8 Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro
9 Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to arrange, to prepare; to repair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 arranger: préparer; réparer [1.8]
Ohatra  12  ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany; [2.366#xxx]
13  Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay. [2.445#]
Tovy hevitra  14 mamboatra

Fivaditsoratra  manamboatra, 15 manarambato

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22