| Teny iditra | 1 mamboraka |
| Fototeny | 2 boraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy
[1.1] 9 mamelatra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 délier, défaire, déballer, révéler, manifester
[1.3#88] 11 développer [1.13] |
| Ohatra |
12 Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy.
[2.298#127]
|
| Tsipelina hafa | 13 manaboraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|