|
|
|
|

Teny iditra 1  manaboraka
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3#88]
Tsipelina hafa  9 mamboraka

Fivaditsoratra  10 anamboraka, manaboraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22