|
|
|
|

Teny iditra1  mambory
Fototeny  2  bory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao izay hahabory, izany hoe, manapaka ny rantsana na kitamby amin' ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to shorten, to cut off the end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  raccourcir, en couper le bout [1.8]
7  élaguer, couper les branches [1.196]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  manabory

Fivaditsoratra  13  mambori, mambory, Marimbo, Maromby, mirambo

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/25