|
|
|
|

Teny iditra 1  mambotry
Fototeny  2 botry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
9 Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny [1.1]
Tsipelina hafa  10 manabotry
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22