|
|
|
|

Teny iditra 1  manabotry
Fototeny  2 botry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hampahantra: Hanabotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to stunt the growth of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 empêcher la croissance de, ruiner [1.8]
Tsipelina hafa  11 mambotry

Fivaditsoratra  manabotry, 12 Tabrimona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22