| Teny iditra (1/3) | 1 mamefika |
| Fototeny | 2 fefika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao izay haharendrika (noho ny antony samihafa): Namefika ny sambony an-tsitrapo ilay Kapiteny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to wreck
[1.2] 10 to run a ship aground, to wreck a ship [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 faire échouer un navire
[1.8] |
| Tovy hevitra | 12 manafefika |
| Teny iditra (2/3) | 13 mamefika |
| Fototeny | 14 fefika |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 mamaky (atody)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 to take off or break the shell
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 casser
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 23 mamefika |
| Fototeny | 24 fefika |
| Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
30 mamely totohondry
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 frapper
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|