|
|
|
|

Teny iditra 1  mamefy
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to enclose; to make a fence, to hedge [1.2]
10 to fence in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 clôturer [1.8]
Ohatra  12  Ilaina ny mamefy ny sekoly. [2.117#]
13  Voalazany koa fa sarotra hatonina ny morontsiraka noho ny torapasika mamefy ny sisin-dranomasina. [2.508#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mamefy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21