Teny iditra mamelabelatra (velabelatra (velatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelabelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamelabelatra
Ny lasa : namelabelatra
Ny hoavy : hamelabelatra
Filaza mandidy : mamelabelara
Tovy hevitra mamelatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05