| Teny iditra | 1 mamelatra |
| Fototeny | 2 velatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
9 Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra 10 Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra 11 Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana 12 Mamelatra fandriana. sns 13 Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza 14 Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 to unroll, to spread; to set a table; to explain
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer
[1.8] |
| Tovy hevitra | 17 mamelabelatra |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mamelatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|