Teny iditra | 1 mamela heloka |
Singan-teny | 2 mamela, heloka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy mitahiry hadisoana amin' ny hafa fa mihavana kosa, ka manadino ny ratsy nataony tamin' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to forgive an offense |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pardonner le péché |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |