|
|
|
|

Teny iditra 1  mamelombelona
Fototeny  2 velombelona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  ny fahitany azy nihanatanjaka dia mba namelombelona ny ainy koa. [2.324]
8  Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana. [2.499#9]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19