Teny iditra mamely tampoka
Singan-teny mamely ; tampoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mamely tsy ampoizina, mamely am-pitaka: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05