|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tampoka
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  15 Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
16 Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 suddenly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
19 subitement [1.8]
Ohatra  20  Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
21  Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4#7]
22  Tafatsangana tampoka izy. [2.470#58]
23  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471#26]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tampoka
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 26  tampoka
Sokajin-teny  27  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  40 Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  41 action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21