|
|
|
|

Teny iditra 1  mamendrofendro
Fototeny  2 fendrofendro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19