|
|
|
|

Teny iditra 1  fendrofendro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Endrika malahelo, mifararemotra toy ny hitomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a desire to cry. [1.2]
18 a desire to weep; the working of the face when about to weep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 état de celui qui est sur le point de pleurer [1.8]
Ohatra  20  Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. [2.4#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19