|
|
|
|

Teny iditra 1  mamery
Fototeny  2 very
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
9 Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to ruin; to sell into slavery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 réduire en esclavage, ruiner [1.8]
Ohatra  12  Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy. [2.649#]
13  Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. [2.643#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mamery
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21