|
|
|
|

Teny iditra 1  mamesana
Fototeny  2 fesana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy fesana, manisy katapilasy [1.1]
9 mettre un emplâtre [1.106]
Fanazavàna teny anglisy  10 [Provincial] to put a poultice on [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 mettre un cataplasme [1.3#158, 1.106]

Fivaditsoratra  mamesana, 12 masà mena, 13 samamena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19