|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fesana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  same as faisana [1.2]
Tovy hevitra  4  faisana

Teny iditra (2/2)5  fesana
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12  koba fanaova-mofo na zavatra hafa fonosina amin'ny ravina dia atono ho masaka na hitera-droniny [Tanala] [1.78]
13  Zavatra fonosin-dravina dia atono atao petakilasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  dough, mincemeat [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  mets enveloppés, cuit à la broche
16  emplâtre, cataplasme. [Tankarana] [1.19]
17  Cataplasme ou emplâtre ; ce qu'on applique sur la peau et qu'on maintient par un pansement. Les cataplasmes de feuilles fraîches sont généralement chauffés avec des cendres prélevées dans le foyer avant d'être appliqués. Les emplâtres par contre, sont généralement posés froids. [1.196]
Tovy hevitra  18  fisana

Fivaditsoratra  19  fesana, sefana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31