Teny iditra | mametra (fetra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manoritra, mamaritra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To fix a time or boundary, to restrain, to limit. [1.2] | ||||||||
To set limits [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Limiter, restreindre [1.8] | ||||||||
Ohatra | Tsy anjarantsika fa anjaran' ny mahantra ny mametra ny laharam-pahamehana.
[1.369] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mametra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13 |
![]() |