|
|
|
|

Teny iditra 1  mametsovetso
Fototeny  2 vetsovetso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mametsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana erỳ ny saiko [1.1]
Tovy hevitra  9 mivetsovetso
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22