| Teny iditra | 1 mamihitra |
| Fototeny | 2 fihitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana
9 Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely 10 Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to lay hold of, to grasp, to grip.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé)
[1.3] |
| Tovy hevitra | 13 mifihitra |
| Fivaditsoratra | 14 mamahitry, mamihitra, 15 mihamitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|