Teny iditra | 1 mifihitra |
Fototeny | 2 fihitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy 5 Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity 6 Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to lay hold of, to grasp, to grip. [1.2] 8 to cling [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 se cramponner, s'attacher fortement [1.8] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 14 mamihitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |