Teny iditra mamilina (vilina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao vilina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin' ny tenany ihany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamilina
Ny lasa : namilina
Ny hoavy : hamilina
Filaza mandidy : mamilìna

Teny iditra mamilìna (vilina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamilina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20