| Teny iditra | 1 mamily |
| Fototeny | 2 vily |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta
9 Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana 10 Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to turn aside
[1.2#758, 1.7] 12 to cause to deviate from a straight course [1.2#758] 13 to cause to deviate; to steer [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 détourner, faire dévier
[1.3#833, 1.8, 1.5#331] 15 rejeter, égarer [1.3#833] 16 diriger ou conduire [1.8] 17 conduire une voiture [1.5#331] |
| Ohatra |
18 ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony.
[2.996#28.27.1]
19 hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro [2.529#68] 20 hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy [2.5#16] 21 Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy. [1.123#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|